|
|
|
|

Entry1  anjaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
Explanations in Malagasy  6  fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [Betsimisaraka] [1.78]
7  Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
8  Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Explanations in English  9  a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2#52]
Article  10  Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11  akanja, anjaka, jakana

Updated on 2023/01/08