|
|
|
|

Entry (1/2)1  an-jamba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy

Entry (2/2)4  anjamba
Part of speech  5  adjective
Explanations in English  6  [1.2] at random. See jamba.
Examples  7  Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa? [2.296#]

Anagrams  8  ajamban, Ambanja, anjamba, an-jamba, najamba

Updated on 2023/01/12