Entry (1/4) | 1 anjananjana |
Root | 2 anjana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Halavana, fijoro 5 [2.285] Bikana, ranjanana, tomady |
Explanations in English |
6 [1.2] well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. |
Explanations in French |
7 [1.3] belle taille, beau port 8 [1.196] qui a une belle taille, un port agréable |
Examples |
9 hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285#63] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 anjana |
Entry (2/4) | 12 anjananjana |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) |
Explanations in English |
15 [1.2] [Betsileo]
a plant common in rice-grounds |
Explanations in French |
16 [1.196] [Tanala, Merina]
Cassia alata L. (Fabaceae) |
Vocabulary |
17 Botany: medicinal plants |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 19 anjananjana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora) |
Explanations in English |
22 [1.2] a hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. |
Explanations in French |
23 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'arbre. 24 [2.612] appellation botanique: Leptolaena multiflora 25 [1.196] [Betsimisaraka, Bezanozano] Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae) |
Vocabulary |
26 Botany |
Synonyms | 27 amaninaombilahy, sarifatra |
Analogs | 28 amaninaombilahy, sarifatra |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 31 anjananjana |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in French |
33 [1.196] [Betsileo]
Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) |
Vocabulary |
34 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 36 |
Updated on 2025/01/21 |