Entry | 1 anjerimanontolo |
Root | 2 jery, tontolo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite [1.1] |
Explanations in English |
5 university [3.1] |
Explanations in French |
6 université [1.66] |
Examples |
7 Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. [4.27] 8 Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503] |
Vocabulary |
9 Education |
Synonyms | 10 oniversite |
Updated on 2021/04/10 |