|
|
|
|

Entry (1/3)1  anjoanjo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava
Compound words 

Entry (2/3)5  anjoanjo
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano
Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo

Entry (3/3)8  anjoanjo
Part of speech  9  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy
Explanations in English  11  [1.7] haphazardly, at random
Explanations in French  12  [1.3#49] comme kitoatoa
13  [1.8] au hasard, à l'aventure

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21