|
|
|
|

Entry1  Anjoaty
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar
Examples  4  Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy. [2.508#]
Vocabulary  5  History: clans, tribes
Synonyms  6  anjoatsy, anjoatsy, anjoatsy
Quotes  7  Texts mentioning Anjoaty

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21