|
|
|
|

Entry1  ankalazaina
Root  2  laza
Part of speech  3  passive verb
Explanations in English  4  to be glorified; to be reported as having done something bad [1.2]
Explanations in French  5  qu'on glorifie, qu'on célèbre [1.3, 1.5]
6  qu'on publie, qu'on remercie [1.3]
Examples  7  Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [1.38]
8  Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [1.3]
9  Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [1.3]
10  17 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [4.12]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  ankalazaina, ankalazanay

Updated on 2024/02/19