Entry | 1 an-kapobe |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy 4 Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1] |
Explanations in French |
5 en bloc, en gros, en somme, en général [1.3#50] 6 généralité, global [1.13] |
Examples |
7 ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320#] 8 mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 an-kapobe, pañaboke, pañobake |
Updated on 2023/11/22 |