|
|
|
|

Entry1  ankarenaña
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  saha na tanim-boly (tanin-kafe, na tanim-bary): Tany be domatika ankarenanay añe (toerana feno dintam-bohitra ny tanim-bolinay any) [Tanala] [1.78]

Updated on 2020/07/31