Entry | 1 ankasa |
Part of speech | 2 adjective |
Vocabulary |
3 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
4 Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1] 5 isa azo zaraina roa marina tsara [1.13] |
Explanations in English |
6 a pair. See lomisy [1.2] 7 even (of numbers) [1.7] |
Explanations in French |
8 pair (nombre) [1.8, 1.13] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 ankasa, sakana, sanàka |
Updated on 2023/04/23 |