Entry | 1 ankatoavina |
Root | 2 toa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? [1.1] 5 ekena [1.13] |
Explanations in French |
6 Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3#704] 7 approuvé [1.13] |
Examples |
8 Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369#] 9 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 anakanivato, ankatoavina |
Updated on 2022/02/17 |