Entry (1/2) | 1 ankehitriny |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. |
Explanations in English |
4 [1.7] now, at this time |
Explanations in French |
5 [1.8] maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 11 ankehitriny |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 |
Explanations in French |
14 [1.13] contemporain, actuel |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |