Entry | 1 an-kilahila |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao |
Examples |
4 Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra. [2.588#] |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word an-kilahila |
Anagrams | 6 an-kilahila, hanilakila |
Updated on 2023/01/12 |