|
|
|
|

Entry1  an-kinafinafina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] an-tsokosoko
Examples  4  [2.4#] Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko.
5  [1.214#mg] Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely.
Elementary words  6  afinafina

Updated on 2024/12/07