Entry | 1 ankoatra |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1] |
Explanations in English |
4 beyond; over and above [1.7] |
Explanations in French |
5 au-delà de [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356] 7 Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
11 All the adverbs |
Anagrams | 12 akotrana, ankoatra, antoraka, karatona, karotana |
Updated on 2023/08/16 |