|
|
|
|

Entry1  an-kodahoda
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita [1.1]

Updated on 2023/01/12