Entry | 1 an-koditra |
Root | 2 ana, hoditra |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in French |
4 sur la peau 5 Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3] |
Examples |
6 hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470] 7 Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472] |
Anagrams | 8 andritako, an-koditra, atandriko, kiatondra, takodiran, tandraiko, tondrakay |
Updated on 2020/07/31 |