|
|
|
|

Entry1  anomezana
Root  2  ome
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1#781]
Explanations in English  5  [1.2#462]
Explanations in French  6  [1.3#464]
Examples  7  Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza. [1.437#]
8  Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114#]
9  ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48]
10  Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117]
11  Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Other spellings  16  anomeazana
Proverbs  17  Proverbs containing the word anomezana

Anagrams  18  anomeazan, anomezana, nanomeaza

Updated on 2022/10/09