Entry | 1 anovozana |
Root | 2 tovo |
Part of speech | 3 relative verb |
Examples |
4 Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy [2.559#5] 5 Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) [1.3#737] 6 Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. [1.353#] |
Morphology |
|
Updated on 2020/12/22 |