|
|
|
|

Entry1  antafika
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in French  3  [1.3] en expédition, à l'armée, à la guerre
Examples  4  [1.38] Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka
5  [2.59] Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo.
6  [2.366#] Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina.
Root  7  tafika
Derivatives 
8  Relative verbs :

Anagrams  9  antafika, antifaka, fitanàka, nafitaka, natifaka, tafanika

Updated on 2025/01/21