Entry | antañehana | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Sempotra noho ny hamainan'ny tenda, semposempotra noho ny hafanana na ny hazakazaka; sempotra, ana, reraka avy nihazakazaka ka tsy nahazo fiainana tsara [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |