Entry | 1 Antemoro |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Vocabulary |
3 History: clans, tribes |
Explanations in Malagasy |
4 jereo Taimoro [0] |
Examples |
5 Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy antemoro ireo. [2.245#] 6 Efa hitantsika ny momba ireo antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508#] |
Titles |
|
Updated on 2021/10/03 |