Entry | antenaina (antena (any, tena)) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be hoped for [1.2, 1.7] | ||||||||
To be expected [1.2] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on espère, qu'on attend [1.3, 1.8] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word antenaina | ||||||||
Anagrams | antenaina, atiñanañe, ientanana |
Updated on 2023/01/20 |