|
|
|
|

Entry1  anti-dahy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  (antidahy) lahy antitra [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in English  4  an old man. Contemptuous if used in Imerina. [Provincial] [1.2]
5  an old man (disrespectful) [1.7]
Explanations in French  6  vieillard (peu respectueux) [1.8]
Examples  7  kirin' antidahy sy lahy manara-bady no fanarabiana nataon' izy ireo azy. [2.470#]
8  Ny renin-jaza mamikitra eo amin' ny andry, fa ny antidahy mitso-drano ireo ampakarina. [1.437#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word anti-dahy

Anagrams  10  anti-dahy, haditany

Updated on 2023/01/12