Entry | 1 antsangory |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fitondrana olona eo an-tsoroka ka ny fen' ilay entina mikiraviravy ny iray an-kavia, ny iray an-kavanan' ny lohan' ilay mitondra [1.1] |
Explanations in English |
4 carrying people on one shoulder, or across the shoulders. [1.2] |
Anagrams | 5 antsangori, antsangory, antsingora, nasingotra, nisangotra, sarangotin |
Updated on 2020/07/31 |