Entry (1/3) | 1 antsasaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony). |
Explanations in English |
4 [1.2] artificial ripening of fruits and tobacco. |
Explanations in French |
5 [1.3] gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent. |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 antsasaka |
Root | 15 sasaka |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany |
Explanations in English |
18 [1.7] a half, one half |
Explanations in French |
19 [1.3] la demie, la moitié d'une chose déterminée 20 [1.5] moitié d'une chose 21 [1.8] la moitié, les uns ... les autres 22 [1.13] moitié, demi |
Examples |
23 1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#] |
Synonyms | 24 antsasany |
Compound words |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word antsasaka |
Entry (3/3) | 31 antsasaka |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 [1.78] [Betsimisaraka]
akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka |
Explanations in French |
34 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
banane mûre |
Vocabulary |
35 Botany: fruit |
Updated on 2025/01/21 |