|
|
|
|

Entry1  antsefa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1]
Explanations in English  5  a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2]
Compound words 

Anagrams  7  antsefa, fanetsa

Updated on 2020/07/31