|
|
|
|

Entry1  antsipika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany
Explanations in English  4  [1.2] A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife.
5  [1.7][antsy pika] a folding pocket knife
Explanations in French  6  [1.8][antsy pika] canif
Vocabulary  7  Tools
Elementary words  8  antsy, pika

Anagrams  9  antsipika, apintsika, napitsika, nipatsika, nitsipaka, tsinipaka

Updated on 2025/01/21