|
|
|
|

Entry (1/2)1  antsisy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [2.245#91] (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny: milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [Bezanozano]

Entry (2/2)4  antsisy
Part of speech  5  noun
Explanations in French  6  [1.68] [Vezo] Capitaine (Lethrinidés, Lethrinus spp.)
Vocabulary  7  Zoology: fishes
Scientific name 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21