Entry | aoka | ||||
Part of speech | interjection | ||||
Explanations in Malagasy | Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra:
Aoka izay ny tabataba! Miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [1.1] | ||||
Explanations in English | Sufficient, enough [1.2] | ||||
Enough! [1.7] | |||||
Explanations in French | Assez! puisse! [1.8] | ||||
Morphology |
| ||||
Compound words |
| ||||
Anagrams | akao, akoa, aoka, oaka |
Updated on 2023/08/12 |