Entry | 1 aongana |
Root | 2 ongana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano 5 Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa 6 Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1] |
Explanations in English |
7 to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. [1.2] 8 to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 angoana, aongana, goanana, naganao, nagaona, nagoana |
Updated on 2023/01/20 |