Entry | 1 apelipelika |
Root | 2 pelipelika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony 5 Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io [1.1] |
Explanations in English |
6 to be made to shuffle [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |