Entry | 1 apoaka |
Root | 2 poaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mirefotra: Apoaka ny basy 5 Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany [1.1] |
Explanations in English |
6 to be exploded; to be fired (of a gun) [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word apoaka |
Anagrams | 13 akapao, apakao, apaoka, apoaka, oapaka |
Updated on 2023/01/20 |