Entry (1/2) | 1 apoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra |
Explanations in English |
4 [1.2] See hohoka |
Explanations in French |
5 [1.3] état de celui qui est étendu de tout son long grosseur d'un arbre |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 apoka |
Root | 11 poka |
Part of speech | 12 passive verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao |
Morphology |
|
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |