Entry | 1 aposaka |
Root | 2 posaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra 5 Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] |
Explanations in English |
6 to be shown; to be revealed [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on montre, qu'on révèle [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 apasoka, aposaka |
Updated on 2023/01/20 |