|
|
|
|

Entry1  apotsaka
Root  2  potsaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy
5  Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  apotsaka, taposaka

Updated on 2023/01/05