|
|
|
|

Entry1  apotsiatra
Root  2  potsiatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Avoaka atao mifantsitsitra: Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no nataony: nasiany rano tao ambavany dia napotsiatrany teny aminay [1.1]
Explanations in French  5  à faire jaillir [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20