|
|
|
|

Entry1  arahabaina
Root  2  arahaba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be congratulated
6  [1.2] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina.
7  [1.7] to be greeted
Explanations in French  8  [1.3#58, 1.8] qu'on salue
9  [1.8] qu'on félicite
Examples  10  arahabaina, tonga soa eto Imerina [2.528#153]
11  Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? [2.996]
12  nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza [2.895#60]
13  Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana [2.356#217]
14  ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina [4.27#2008/12/08]
15  Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka [1.368]
16  harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Proverbs  21  Proverbs containing the word arahabaina

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21