|
|
|
|

Entry1  arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara
Vocabulary  4  Forms of Address
Elementary words  5  arahaba, miera, loza amin' antambo
Synonyms  6  arahaba tsy maty fo aman' aina

Updated on 2024/12/10