|
|
|
|

Entry1  aredona
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara
Examples  4  [2.245#] Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo.
Root  5  redona
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11