|
|
|
|

Entry1  arenina
Root  2  arina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano
Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo
Explanations in English  5  [1.7] to be levelled; to be set upright
Explanations in French  6  [1.8] qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb
Examples  7  [2.117#] arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
8  [4.27#] Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo;
9  [2.285#] Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany;
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Titles  14  Ankohonana - Sahirana - Arenina
Proverbs  15  Proverbs containing the word arenina

Anagrams  16  anerany, arenina, iarenan, neraina, neranay, niarena, nierana

Updated on 2025/02/05