|
|
|
|

Entry (1/4)1  ariary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo
Explanations in English  4  [1.2] a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa.
5  [1.7] a "dollar", five francs
Explanations in French  6  [1.8] une "piastre", cinq francs
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Compound words 
Titles  9  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  10  Proverbs containing the word ariary
Quotes  11  Texts mentioning ariary

Entry (2/4)12  ariary
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce de cordages, haubans.
Vocabulary  15  Navigation

Entry (3/4)16  ariary
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Betsimisaraka] velarana
Explanations in French  19  [1.78] surface

Entry (4/4)20  ariary
Part of speech  21  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Taimoro] manodidina

Anagrams  23  ariari, ariary, arirai, iarira, iraria, rairay, riaria

Updated on 2020/07/31