Entry | 1 arindra |
Root | 2 rindra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha 5 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana [1.1] |
Explanations in English |
6 to be arranged in order [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on met en ordre, qu'on dispose bien, qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word arindra |
Anagrams | 13 andrira, arindra, Randria, randria |
Updated on 2023/01/20 |