|
|
|
|

Entry1  aroboka
Root  2  roboka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
5  Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1]
Explanations in English  6  to be plunged into a liquid [1.7]
Explanations in French  7  qu'on plonge dans un liquide [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  aborako, aboroak, aroboka, baoroka, boroaka

Updated on 2023/01/20