Entry | 1 arodana |
Root | 2 rodana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy 5 Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1] |
Explanations in English |
6 to be pushed down, as a wall [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on fait tomber, comme un mur [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 adarona, andaroa, andoara, arodana |
Updated on 2023/01/20 |