|
|
|
|

Entry1  aroloha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany

Anagrams  4  aroloha, holaroa, holoara

Updated on 2020/07/31