Entry | 1 arotsaka |
Root | 2 rotsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano 5 Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe [1.1] |
Explanations in English |
6 to be poured into something [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on verse [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word arotsaka |
Anagrams | 13 arotsaka, asatroka, asokatra |
Updated on 2023/01/20 |