|
|
|
|

Entry1  asabodika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina
Root  4  sabodika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11