|
|
|
|

Entry1  asanda
Root  2  sanda
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny?
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11