|
|
|
|

Entry1  asandrahaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana
Avela hivelatra fa tsy hifintina: Aza asandrahaka ohatra izao io fehezamboninkazo io
Root  4  sandrahaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11